Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:10 - DIEM PROTESTANTA

10 farango sy ànjaka volafotsy no nanantonana azy teo amin’ny andry halimo roapolo, izay nitsatoka tamin’ny faladia halimo roapolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 ka roapolo ny andriny ary roapolo ny faladiany varahina; volafotsy ny fihantonany amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 farango sy ànjaka volafotsy no nanantonana azy teo amin’ny andry halimo roapolo, izay nitsatoka tamin’ny faladia halimo roapolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 roapolo ny andriny, roapolo ny faladiany varahina; volafotsy ny faraingo amin’ny andriny sy ny anjaka hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ary roa-polo ny tsangantsangany, ary roa-polo ny faladiany varahina; ary volafotsy ny fihantonany amin’ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 ary roa-polo ny tsangantsangany, ary roa-polo ny faladiany vara­hina; ary volafotsy ny fihantonany amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 ka roapolo ny andriny ary roapolo ny faladiany varahina; volafotsy ny fihantonany amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:10
3 Rohy Ifampitohizana  

farango sy anjaka volafotsy no hanantonana azy eo amin’ny andry halimo roapolo, izay mitsatoka amin’ny faladia halimo roapolo.


Tahaka izany koa ny lafiny avaratra, ka nivelatra dimampolo metatra ny halavan’ny temitra ary nitovy tamin’ny teo ihany ny fanantonana azy.


Ny fonena-masina dia nohodidinina kianja izay nofefena temitra vita amin’ny kiran-drongony mafy. Tamin’ny lafiny atsimo, dia nivelatra dimampolo metatra ny halavan’ny temitra;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra