Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Ho an’ny lafiny avaratra, dia hazo fisaka roapolo koa no nataony,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Nanao hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely izy, dia ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Ho an’ny lafiny avaratra, dia hazo fisaka roapolo koa no nataony,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Hazo fisaka roapolo koa no natao amin’ny lafin’ny Fonenana faharoa, ilany avaratra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary nanao zana-kazo roa-polo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely izy, dia ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary nanao zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny faharoa amin'ny tabernakely izy, dia ny lafiny avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:25
2 Rohy Ifampitohizana  

ary nasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.


niaraka tamin’ny faladia volafotsy efapolo, ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra