Eksodosy 36:25 - Baiboly Katolika25 Hazo fisaka roapolo koa no natao amin’ny lafin’ny Fonenana faharoa, ilany avaratra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Nanao hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely izy, dia ny lafiny avaratra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Ho an’ny lafiny avaratra, dia hazo fisaka roapolo koa no nataony, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Ho an’ny lafiny avaratra, dia hazo fisaka roapolo koa no nataony, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ary nanao zana-kazo roa-polo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely izy, dia ny lafiny avaratra. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ary nanao zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny faharoa amin'ny tabernakely izy, dia ny lafiny avaratra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Nanao hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely izy, dia ny lafiny avaratra. Jereo ny toko |