Eksodosy 36:24 - Baiboly Katolika24 ary faladia volafotsy efapolo no natao tao ambanin’ny hazo fisaka roapolo dia faladia roa tao ambanin’ny isan-kazo fisaka amin’ny lahiny roa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Nanao faladia volafotsy efapolo izy ho eo ambanin’ny hazofisaka roapolo, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay hiorenan’ny lahiny roa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 ary nasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 ary nasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ary nanao faladia volafotsy efa-polo izy ho ambanin’ny zanakazo roa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin’ny isan-janakazo hiorenan’ny lahiny roa. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary nanao faladia volafotsy efa-polo izy ho ambanin'ny zana-kazo roa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo hiorenan'ny lahiny roa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Nanao faladia volafotsy efapolo izy ho eo ambanin’ny hazofisaka roapolo, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay hiorenan’ny lahiny roa. Jereo ny toko |