Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 36:24 - DIEM PROTESTANTA

24 ary nasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Nanao faladia volafotsy efapolo izy ho eo ambanin’ny hazofisaka roapolo, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay hiorenan’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 ary nasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 ary faladia volafotsy efapolo no natao tao ambanin’ny hazo fisaka roapolo dia faladia roa tao ambanin’ny isan-kazo fisaka amin’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary nanao faladia volafotsy efa-polo izy ho ambanin’ny zanakazo roa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin’ny isan-janakazo hiorenan’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary nanao faladia volafotsy efa-polo izy ho ambanin'ny zana-kazo roa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo hiorenan'ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:24
4 Rohy Ifampitohizana  

Hasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.


ary hasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.


Hazo fisaka roapolo no nataony ho an’ny lafiny atsimo tamin’ny fonena-masina,


Ho an’ny lafiny avaratra, dia hazo fisaka roapolo koa no nataony,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra