Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:26 - DIEM PROTESTANTA

26 niaraka tamin’ny faladia volafotsy efapolo, ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Nanao faladiany volafotsy efapolo izy, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 niaraka tamin’ny faladia volafotsy efapolo, ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 nombana ny faladiany volafotsy efapolo, faladia roa tao ambanin’ny isan-kazo fisaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary nanao faladiany volafotsy efa-polo, izy dia faladia roa avy ho ambanin’ny isan-janakazo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary nanao faladiany volafotsy efa-polo, izy dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Nanao faladiany volafotsy efapolo izy, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:26
2 Rohy Ifampitohizana  

Ho an’ny lafiny avaratra, dia hazo fisaka roapolo koa no nataony,


Ho an’ny lafiny andrefana izay eo ivohon’ny fonena-masina dia hazo fisaka enina no nataony,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra