Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 35:8 - DIEM PROTESTANTA

8 solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 diloilo hatao fanazavana, zava-manitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 diloilo hatao amin’ny fanaovan-jiro, zava-manitra hatao amin’ny diloilo fanosorana, sy ny zava-manitra fanembohana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin'ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 35:8
7 Rohy Ifampitohizana  

«Ary ianao, ry Mosesy, mandidia ny Israelita hitondra aminao menaka ôliva tsara sy madio mba handrehetana ny jiro tsy tapaka.


–Makà zava-manitra tsara indrindra: dia miora ranony dimy kilao, havozomanitra roa kilao sy sasany, kanelina manitra roa kilao sy sasany,


ny alitara fanaovana sorona sy ny fitaovana miaraka aminy, ary ny kovetabe sy ny faladiany.


mbamin’ny ilomanitra sy ny solika hatao amin’ny jiro sy ho an’ny ilomasina fampiasa amin’ny fanokanana ary ny vovo-javamanitra hodorana.


hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôzà,


vato berila sy vatosoa hafa hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra