Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 35:7 - DIEM PROTESTANTA

7 hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôzà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 hoditr’ondrilahy voaloko mena, hoditra trozona, hazo akasia,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôzà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 hoditr’ondralahy voasoka mena, hodi-dogaona, hazo akasià,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 sy hoditr’ondrilahy efa nomenaina sy hodi-takasy ary hazo akasia,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 sy hoditr'ondrilahy efa nomenaina sy hodi-takasy ary hazo akasia,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 35:7
4 Rohy Ifampitohizana  

hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


Mba hiarovana ny lay faharoa, dia hoditr’ondrilahy miloko mena sy sarona vita amin’ny hoditra mafy no harakotra eo amboniny.


volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, rongony madinika, volon’osy,


solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra