Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 35:9 - DIEM PROTESTANTA

9 vato berila sy vatosoa hafa hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 ary vato berila sy vato halatsaka an-tranontranony ho amin’ny efoda sy ho amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 vato berila sy vatosoa hafa hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 vato berila sy vato fandatsaka an-tranontranony hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 ary vato beryla sy vato halatsaka an-tranontranony ho amin’ny efoda sy ho amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 ary vato beryla sy vato halatsaka an-tranontranony ho amin'ny efoda sy ho amin'ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 ary vato berila sy vato halatsaka an-tranontranony ho amin’ny efoda* sy ho amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 35:9
7 Rohy Ifampitohizana  

hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


vato berila sy vatosoa hafa ho an’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.


Avy eo dia halaina ny vato berila roa izay hanoratana an-tsokitra ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba:


Ary aoka ny mpahay taozavatra kinga rehetra ao aminareo hivory mba hanatanteraka izay rehetra nodidian’ny TOMPO:


solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra