Eksodosy 35:8 - Baiboly Katolika8 diloilo hatao amin’ny fanaovan-jiro, zava-manitra hatao amin’ny diloilo fanosorana, sy ny zava-manitra fanembohana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 diloilo hatao fanazavana, zava-manitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona, Jereo ny tokoMalagasy Bible8 sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin'ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 diloilo hatao fanazavana, zava-manitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona, Jereo ny toko |