Eksodosy 33:23 - DIEM PROTESTANTA23 Avy eo vao hoesoriko ny tanako, ka ho azonao jerena avy ao ivohoko Aho, satria tsy azo jerena ny tavako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Dia hanaisotra ny tanako Aho ka hahita ny vohoko ianao; fa ny tavako dia tsy azon’olona jerena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Avy eo vao hoesoriko ny tanako, ka ho azonao jerena avy ao ivohoko Aho, satria tsy azo jerena ny tavako. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 izay vao esoriko ny tanako, ka eo ivohoko no hahitanao Ahy, fa ny Tavako tsy hay jerena.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Dia hanaisotra ny tànako Aho, ka hahita ny vohoko hainao; fa ny tavako tsy ho hita. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Dia hanaisotra ny tanako Aho, ka hahita ny vohoko ianao; fa ny tavako tsy ho hita. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Dia hanaisotra ny tanako Aho ka hahita ny vohoko ianao; fa ny tavako dia tsy azon’olona jerena. Jereo ny toko |