Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 33:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Rehefa mandalo mamirapiratry ny voninahitro Aho, dia hafeniko eo an-tsefatsefaky ny harambato ianao, ary hosaronako amin’ny tanako mandra-pandaloko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 koa rehefa mandalo ny voninahitro dia hataoko eo an-tsefaky ny harambato ianao ka hosaronako ny tanako mandra-pandaloko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Rehefa mandalo mamirapiratry ny voninahitro Aho, dia hafeniko eo an-tsefatsefaky ny harambato ianao, ary hosaronako amin’ny tanako mandra-pandaloko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 ary rehefa mandalo ny voninahitro, hataoko ao an-tsefatsefa-bato ianao, dia hosaronako amin’ny tanako mandra-pandaloko;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 koa raha mandalo ny voninahitro, dia hataoko eo an-tsefaky ny harambato hianao, ka hosaronako ny tànako hianao mandra-pandaloko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 koa raha mandalo ny voninahitro, dia hataoko eo an-tsefaky ny harambato ianao, ka hosaronako ny tanako ianao mandra-pandaloko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 koa rehefa mandalo ny voninahitro dia hataoko eo an-tsefaky ny harambato ianao ka hosaronako ny tanako mandra-pandaloko.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 33:22
12 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa tonga tao Hôreba i Elià, dia niditra tao amin’ny zohy iray ka natory tao. Ary nisy tenin’ny TOMPO taminy nanao hoe: –Inona no ataonao eto, ry Elià?


TOMPO ô, tiako Ianao fa Ianao no heriko!


Izay mipetraka ao amin’ny fialofan’ilay Avo Indrindra dia mitoetra eo ambany fiarovan’Andriamanitra Tsitoha,


Harovany amin’ny elany ianao; eo ambany elany no hialofanao tahaka ny zanak’akoho eo ambany ela-dreniny. Ny fahamarinany no ampinga fiarovana,


Toy ny hazo paoma anankiray eo anivon’ireo hazo anaty saha, dia toy izany ity malalako eo anivon’ireo zatovolahy. Ka mahafinaritra ahy ny mipetraka eo ambany alokalon’io hazo paoma io, sady mamy ao am-bavako ny voany.


dia hiditra amin’ny hirika sy ny tsefatsefa-bato izy mba ho lavitry ny TOMPO mahatahotra azy sy ho lavitry ny fiandrianany mamirapiratra rehefa hirotsaka an-tsehatra ny Tompo hampihorohoro ny tany.


Samy toy ny fierena amin’ny tafio-drivotra izy samy toy ny fialofana amin’ny oram-baratra, samy toy ny sakeli-drano amin’ny tany karankaina ary toy ny aloky ny harambato amin’ny tany ngazana.


Nataony toy ny sabatra maranitra ny teniko, sady arovany ao ambany aloky ny tanany aho; nataony toy ny zana-tsipîka voarangitra tsara aho ka voaafiny tao amin’ny tranon-jana-tsipîkany.


Hamelatra ny lanitra indray Aho sady hanorina indray ny tany, ka hilaza amin’i Tsiôna hoe: «Vahoakako ianao. Ataoko eo am-bavanao ny teniko; ary arovako eo ambany aloky ny tanako ianao.»


ary nisotro fisotrom-panahy iray ihany izy rehetra; satria nisotro teo amin’ilay vatolampy ara-panahy tafara-dia taminy: ka izany vatolampy izany dia i Kristy.


Eny, Andriamanitra tsy nitana ny fahotan’ny olona fa nampihavana ny olona rehetra aminy indray tamin’ny alalan’i Kristy; ary efa napetrak’Andriamanitra taminay izany teny mitory fampihavanana izany.


Ny amin’ny taranak’i Benjamîna, dia hoy i Mosesy hoe: «Foko malalan’ny TOMPO ianareo ka monina feizay eo akaikiny; miaro anao isan’andro vaky Izy sady monina eo anivon’ny havoanareo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra