Eksodosy 30:36 - DIEM PROTESTANTA36 Hotorotoroina ho vovoka madinika izany ka hampiasaina ao amin’ny Tranolay fihaonana, manoloana ny Vatamasina izay toerana hihaonako aminao. Hanan-kasina miavaka aminareo izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 Makà avy amin’izany ka totoy ho tonga vovony tena malemy, dia asio avy amin’izany eo anoloan’ny Vavolombelona ao amin’ny tranolay fihaonana izay hihaonako aminao; ho masina indrindra ho anareo io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Hotorotoroina ho vovoka madinika izany ka hampiasaina ao amin’ny Tranolay fihaonana, manoloana ny Vatamasina izay toerana hihaonako aminao. Hanan-kasina miavaka aminareo izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika36 Torotoroy hanjary vovony izy, dia ametraho eo anoloan’ny vavolombelona ao an-trano lay fihaonana izay hihaonako aminao. Ho zava-masina indrindra izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 Ary torotoroy ny sasany ho madinika indrindra, dia ataovy eo anoloan’ny Vavolombelona ao amin’ny trano-lay fihaonana, izay hihaonako aminao; ho masina indrindra ho anareo izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible36 Ary torotoroy ny sasany ho madinika indrindra, dia ataovy eo anoloan'ny Vavolombelona ao amin'ny trano-lay fihaonana, izay hihaonako aminao; ho masina indrindra ho anareo izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 Makà avy amin’izany ka totoy ho tonga vovony tena malemy, dia asio avy amin’izany eo anoloan’ny Vavolombelona ao amin’ny tranolay fihaonana* izay hihaonako aminao; ho masina indrindra ho anareo io. Jereo ny toko |
I Aharôna sy ny taranany no hametraka ny fitoeran-jiro ao amin’ny Tranolay fihaonana, eo anoloan’ny efitra lamba izay manafina ny Vatamasina; ny jiro dia hirehitra manomboka ny hariva ka hatramin’ny maraina eo anatrehako Izaho TOMPO. Fepetra raikitra hotanterahin’ny Israelita isaky ny taranaka mifandimby izany.
Ka hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: «Ilazao i Aharôna rahalahinao mba tsy hiditra ao amin’ny Toeramasina Indrindra, ambadiky ny efitra lamba, afa-tsy amin’ny andro sahaza ihany; ary ilazao koa izy tsy hankeo anoloan’ilay Vatamasina izay misy rakotra volamena eo amboniny, sao ho faty izy satria hiseho anaty rahona eo ambonin’io rakotra volamena io Aho.»