Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 30:37 - DIEM PROTESTANTA

37 Aza manamboatra zava-manitra mitovy aminy mba hampiasainareo ho anareo, fa aoka hoheverinareo ho voatokana ho Ahy TOMPO ihany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 Ary ny amin’ny ditin-kazo manitra izay hataonao dia aza mba misy atao mitovy amin’izany ny ho anareo; ho masina aminao ho an’NY TOMPO izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Aza manamboatra zava-manitra mitovy aminy mba hampiasainareo ho anareo, fa aoka hoheverinareo ho voatokana ho Ahy TOMPO ihany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

37 Izany zava-manitra hataonareo izany dia tsy azonareo anaovana mitovy aminy ho anareo, fa hataonareo ho zava-masina ho an’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 Ary ny amin’ny ditin-kazo manitra izay hataonao, dia aza mba misy atao tahaka azy ny ho anareo; ho masina aminao ho an’i Jehovah izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 Ary ny amin'ny ditin-kazo manitra izay hataonao, dia aza mba misy atao tahaka azy ny ho anareo; ho masina aminao ho an'i Jehovah izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 30:37
4 Rohy Ifampitohizana  

Haharitra fito andro koa io lanonana io; ka raha afaka izany, dia ho masina indrindra ny alitara, ary izay rehetra mahakasika azy na olona na zavatra dia hiharan-doza.


Fa raha misy manamboatra zava-manitra mitovy aminy hamofonany azy, dia hoesorina tsy ho anisan’ny firenena israelita izy.


Ny sisa amin’ny fanatitra kosa dia ho an’i Aharôna sy ny taranany; zava-masina dia masina izany sisa izany, satria ambin’ilay fanati-pahatsiarovana levonina amin’ny afo ho an’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra