Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ny hazofisaka dia hopetahanao takelaka volamena, ary hataonao volamena koa ireo mason-drojo eo aminy, izay hitoeran’ny barany; petaho takelaka volamena koa ny barany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Petaho takela-bolamena ny hazo fisaka; ataovy volamena ny masom-bola hitoeran’ny barany, ary petaho takela-bolamena ny barany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary ny zanakazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran’ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ary ny zana-kazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran'ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Ny hazofisaka dia hopetahanao takelaka volamena, ary hataonao volamena koa ireo mason-drojo eo aminy, izay hitoeran’ny barany; petaho takelaka volamena koa ny barany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:29
6 Rohy Ifampitohizana  

Efamira io efitrano io ka samy nirefy folo metatra ny lafiny rehetra ary folo metatra koa ny haavony. Nopetahan’i Salômôna takela-bolamena tsara sady madio ny atin’io efitrano io ary koa ny atin’ny tempoly manontolo. Teo amin’ny fidirana mankao amin’io efitrano io dia nasiana rojo volamena hisakana ary nametrahana alitara hazo sedera nopetahana takela-bolamena.


Eny, nopetahana takela-bolamena toy izany ny tempoly manontolo ary koa ny alitara manontolo teo akaikin’ny fidirana mankao amin’ny efitrano misy ny Vatamasina.


Hatao eo akaikin’ny fehivavany ny haba ka hampidirana bao mba hitondrana ny latabatra.


Ny barany afovoany dia handalo eo am-pisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary hatao mahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina.


Rehefa izany, ry Mosesy, dia asaovy atsangana araka ny môdely izay efa nasehoko anao teto an-tendrombohitra ny fonena-masina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra