Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Ny barany afovoany dia handalo eo am-pisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary hatao mahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Ary ny barany afovoany, izay eo afovoan’ny hazofisaka, dia hahatratra ny farany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ny barany afovoany dia handalo eo am-pisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary hatao mahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Ny barany afovoany hatao manaraka ny hazo fisaka, mahatratra ny sisiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary ny barany afovoany, izay afovoan’ny zanakazo, dia hahatratra ny farany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary ny barany afovoany, izay afovoan'ny zana-kazo, dia hahatratra ny farany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Ary ny barany afovoany, izay eo afovoan’ny hazofisaka, dia hahatratra ny farany roa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:28
3 Rohy Ifampitohizana  

barany dimy koa hihazona ireo hazo fisaka amin’ny lafiny iray hafa; ary barany dimy hafa ho an’ireo hazo fisaka amin’ny lafiny ivoho ao andrefana.


Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany.


Ny barany afovoany dia nampandalovina teo ampisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary nataony nahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra