Eksodosy 26:28 - Baiboly Katolika28 Ny barany afovoany hatao manaraka ny hazo fisaka, mahatratra ny sisiny roa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Ary ny barany afovoany, izay eo afovoan’ny hazofisaka, dia hahatratra ny farany roa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Ny barany afovoany dia handalo eo am-pisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary hatao mahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ny barany afovoany dia handalo eo am-pisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary hatao mahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary ny barany afovoany, izay afovoan’ny zanakazo, dia hahatratra ny farany roa. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary ny barany afovoany, izay afovoan'ny zana-kazo, dia hahatratra ny farany roa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Ary ny barany afovoany, izay eo afovoan’ny hazofisaka, dia hahatratra ny farany roa. Jereo ny toko |