Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Hazo fisaka roapolo no hatao ho an’ny lafiny atsimo amin’ny fonena-masina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Ataovy ny hazofisaka ho amin’ny tabernakely, hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny atsimo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Hazo fisaka roapolo no hatao ho an’ny lafiny atsimo amin’ny fonena-masina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Hanao ny hazo fisaka hatao amin’ny Fonenana ianao; hazo fisaka roapolo ho an’ny lafiny atsimo, ankavanana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary manaova ny zanakazo ho amin’ny tabernakely, dia zanakazo roa-polo ho eo amin’ny lafiny atsimo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary manaova ny zana-kazo ho amin'ny tabernakely, dia zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny atsimo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Ataovy ny hazofisaka ho amin’ny tabernakely, hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny atsimo.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:18
4 Rohy Ifampitohizana  

Amin’inona no ipetrahan’ny andry mitondra azy? Ary zovy no nametraka ny vato fehizorony,


«Hisy hazo fisaka hamboarina amin’ny hazo mimôzà ka hatsangana hitondra ny fonena-masina.


Hasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.


ary hasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra