Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Hasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Lahiny roa no ho amin’ny hazofisaka iray, misy hasiana izay hikambanany; toy izany no hanaovanao ny hazofisaka rehetra amin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Hasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Hisy lahiny roa avy, amin’ny hazo fisaka iray, ka hatao izay hifandraisany; ka hataonao toy izany avokoa ny hazo fisaka amin’ny Fonenana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Lahiny roa no ho amin’ny zanakazo iray, ka hasiana izay hikambanany; izany no hanaovanao ny zanakazo rehetra amin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Lahiny roa no ho amin'ny zana-kazo iray, ka hasiana izay hikambanany; izany no hanaovanao ny zana-kazo rehetra amin'ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Lahiny roa no ho amin’ny hazofisaka iray, misy hasiana izay hikambanany; toy izany no hanaovanao ny hazofisaka rehetra amin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:17
5 Rohy Ifampitohizana  

Hitovy refy ny hazo fisaka rehetra, ka dimy metatra ny lavan’ny tsirairay ary 75 santimetatra ny sakany.


Hazo fisaka roapolo no hatao ho an’ny lafiny atsimo amin’ny fonena-masina,


ary hasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.


nasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.


ary nasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra