Eksodosy 26:17 - Baiboly Katolika17 Hisy lahiny roa avy, amin’ny hazo fisaka iray, ka hatao izay hifandraisany; ka hataonao toy izany avokoa ny hazo fisaka amin’ny Fonenana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Lahiny roa no ho amin’ny hazofisaka iray, misy hasiana izay hikambanany; toy izany no hanaovanao ny hazofisaka rehetra amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Hasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Hasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Lahiny roa no ho amin’ny zanakazo iray, ka hasiana izay hikambanany; izany no hanaovanao ny zanakazo rehetra amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Lahiny roa no ho amin'ny zana-kazo iray, ka hasiana izay hikambanany; izany no hanaovanao ny zana-kazo rehetra amin'ny tabernakely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Lahiny roa no ho amin’ny hazofisaka iray, misy hasiana izay hikambanany; toy izany no hanaovanao ny hazofisaka rehetra amin’ny tabernakely. Jereo ny toko |