Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:16 - Baiboly Katolika

16 Hatao folo hakiho avy ny halavan’ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Folo hakiho ny haavon’ny hazofisaka iray ary iray hakiho sy sasany ny sakan’ny hazofisaka hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Hitovy refy ny hazo fisaka rehetra, ka dimy metatra ny lavan’ny tsirairay ary 75 santimetatra ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Hitovy refy ny hazo fisaka rehetra, ka dimy metatra ny lavan’ny tsirairay ary 75 santimetatra ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Folo hakiho ny hahavon’ny zanakazo iray, ary iray hakiho sy sasany ny indraben’ny zanakazo iray.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Folo hakiho ny hahavon'ny zana-kazo iray, ary iray hakiho sy sasany ny indraben'ny zana-kazo iray.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Folo hakiho ny haavon’ny hazofisaka iray ary iray hakiho sy sasany ny sakan’ny hazofisaka hafa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:16
2 Rohy Ifampitohizana  

«Hanao hazo fisaka koa ianao hatao amin’ny Fonenana, hazo fisaka amin’ny akasià dia hatsangana izany.


Hisy lahiny roa avy, amin’ny hazo fisaka iray, ka hatao izay hifandraisany; ka hataonao toy izany avokoa ny hazo fisaka amin’ny Fonenana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra