Eksodosy 26:15 - Baiboly Katolika15 «Hanao hazo fisaka koa ianao hatao amin’ny Fonenana, hazo fisaka amin’ny akasià dia hatsangana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Manaova hazofisaka akasia hatsangana amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 «Hisy hazo fisaka hamboarina amin’ny hazo mimôzà ka hatsangana hitondra ny fonena-masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 «Hisy hazo fisaka hamboarina amin’ny hazo mimôzà ka hatsangana hitondra ny fonena-masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary manaova zanakazo akasia ho amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary manaova zana-kazo akasia ho amin'ny tabernakely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Manaova hazofisaka akasia hatsangana amin’ny tabernakely. Jereo ny toko |