Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:15 - DIEM PROTESTANTA

15 «Hisy hazo fisaka hamboarina amin’ny hazo mimôzà ka hatsangana hitondra ny fonena-masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Manaova hazofisaka akasia hatsangana amin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 «Hisy hazo fisaka hamboarina amin’ny hazo mimôzà ka hatsangana hitondra ny fonena-masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 «Hanao hazo fisaka koa ianao hatao amin’ny Fonenana, hazo fisaka amin’ny akasià dia hatsangana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary manaova zanakazo akasia ho amin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary manaova zana-kazo akasia ho amin'ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Manaova hazofisaka akasia hatsangana amin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:15
8 Rohy Ifampitohizana  

hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


Hitovy refy ny hazo fisaka rehetra, ka dimy metatra ny lavan’ny tsirairay ary 75 santimetatra ny sakany.


Hazo fisaka roapolo no hatao ho an’ny lafiny atsimo amin’ny fonena-masina,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra