Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:19 - DIEM PROTESTANTA

19 ary hasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Manaova koa faladia volafotsy efapolo ho eo ambanin’ny hazofisaka roapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay hiorenan’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 ary hasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Hasianao faladia volafotsy efapolo ny fanambanin’ireo hazo fisaka roapolo ireo, dia faladia roa isan-kazo fisaka izany, no an’ny lafiny roa avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary manaova faladia volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin’ny isan-janakazo iray hiorenan’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary manaova faladia volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray hiorenan'ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Manaova koa faladia volafotsy efapolo ho eo ambanin’ny hazofisaka roapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay hiorenan’ny lahiny roa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:19
14 Rohy Ifampitohizana  

Hasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.


Hazo fisaka roapolo no hatao ho an’ny lafiny atsimo amin’ny fonena-masina,


Ho an’ny lafiny avaratra dia hazo fisaka roapolo koa no hatao,


Koa ny lafiny ivohon’ny fonena-masina izany dia hisy hazo fisaka valo sy faladiany volafotsy 16, ka faladia roa avy isaky ny hazo fisaka.


Hisy andry dimy hatao amin’ny hazo mimôzà, sady horakofana takela-bolamena, ka eo no hanantonana io varavarana lamba io amin’ny farango volamena. Faladia halimo dimy no harendrika hitsatohan’ireo andry ireo.


farango sy anjaka volafotsy no hanantonana azy eo amin’ny andry halimo roapolo, izay mitsatoka amin’ny faladia halimo roapolo.


Ny 3 000 kilao dia narendrika nanaovana ny faladia zato ho an’ireo andrin’ny Toeramasina sy ny efitra lamba anatiny, izany hoe telopolo kilao isaky ny faladia iray.


Nasain’i Mosesy natsangana ny fonena-masina, ka napetraka ny faladiany sy ny hazo fisaka ary ny barany mbamin’ny andry.


Ny ranjony dia toa andrim-batosoa miorina mafy amin’ny faladia volamena. Ny endriny dia meva fisandratra toy ny tendrombohitr’i Libano, sady fatratra toy ny hazo sedera.


Ny Merarita no miandraikitra ny hazo fisaka amin’ny Tranolay; ny barany, ny andriny mbamin’ny faladiany, ary ny fanaka rehetra momba azy. Nisahana ny fikarakarana rehetra momba ireny ny Merarita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra