Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 16:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Notanterahin’ny Israelita izany, ka nisy nanangona betsaka, ary nisy kosa nanangona kely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka samy nanangona; ny sasany dia nanangona be, ny sasany kosa dia kely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Notanterahin’ny Israelita izany, ka nisy nanangona betsaka, ary nisy kosa nanangona kely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Dia nataon’ny zanak’i Israely izany; samy nanangona izy, ny an’ny sasany be, ny an’ny sasany kely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Dia nanao izany ny Zanak’Isiraely, ka samy nanangona: ny sasany nanangona be, ary ny sasany kosa kely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Dia nanao izany ny Zanak'Isiraely, ka samy nanangona: ny sasany nanangona be, ary ny sasany kosa kely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka samy nanangona; ny sasany dia nanangona be, ny sasany kosa dia kely.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 16:17
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo: «Samia manangona izay tokony ho sahaza azy avy; manangòna ankevitry ny inefatry ny zingan-drano isan’olona, araka ny isan’ny olona miara-belona ao amin’ny isan-dainy avy.»


kanefa rehefa nafatra tamin’ny famarana, dia tsy nanana tombony ireo nanangona be, ary tsy nanana ny tsy ampy ireo nanangona kely, fa samy nahazo ny sahaza hohaniny avy ny tsirairay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra