Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 16:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Ary izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo: «Samia manangona izay tokony ho sahaza azy avy; manangòna ankevitry ny inefatry ny zingan-drano isan’olona, araka ny isan’ny olona miara-belona ao amin’ny isan-dainy avy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary izao no teny izay nampilazain’NY TOMPO: Samia manangona amin’ireo ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ny vata omera avy isan’olona, araka ny isanareo; samia ianareo mitondra ho an’izay ao an-dainy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Ary izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo: «Samia manangona izay tokony ho sahaza azy avy; manangòna ankevitry ny inefatry ny zingan-drano isan’olona, araka ny isan’ny olona miara-belona ao amin’ny isan-dainy avy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Ary izao no didin’i Iaveh: Samia ianareo manangona izay sahaza hohaniny avy, eran’ny gômôra, isan’olona, araka ny isan’ny olona; samia maka ho an’izay ao an-dainy avy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Izao no teny izay nandidian’i Jehovah: Samia manangona azy hianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ny vata omera avy ho amin’ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra hianareo rehetra ho an’izay ao an-dainy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Izao no teny izay nandidian'i Jehovah: Samia manangona azy ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran'ny vata omera avy ho amin'ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra ianareo rehetra ho an'izay ao an-dainy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ary izao no teny izay nampilazain’NY TOMPO: Samia manangona amin’ireo ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ny vata omera avy isan’olona, araka ny isanareo; samia ianareo mitondra ho an’izay ao an-dainy avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 16:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Notanterahin’ny Israelita izany, ka nisy nanangona betsaka, ary nisy kosa nanangona kely.


kanefa rehefa nafatra tamin’ny famarana, dia tsy nanana tombony ireo nanangona be, ary tsy nanana ny tsy ampy ireo nanangona kely, fa samy nahazo ny sahaza hohaniny avy ny tsirairay.


Ny fatran’ny mana fanangona dia efatra zingan-drano eo ho eo, izany hoe ampahafolon’ny famarana mahazatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra