Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 3:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Ary i Nebokadnetsara mpanjaka nampitondra teny ho an’ny foko sy firenena ary olona samy hafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany tontolo hoe: «Hitombo anie ny fiadananareo!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Nampitondra teny ho any amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany manontolo i Nebokadnezara mpanjaka hoe: Hitombo anie ny fiadananareo!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Ary i Nebokadnetsara mpanjaka nampitondra teny ho an’ny foko sy firenena ary olona samy hafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany tontolo hoe: «Hitombo anie ny fiadananareo!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 NEBOKADNEZARA mpanjaka nampitondra teny ho any amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra, izay monina amin’ny tany rehetra, nanao hoe: Hitombo anie ny fiadananareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Nampitondra teny ho any amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany manontolo i Nebokadnezara mpanjaka hoe: Hitombo anie ny fiadananareo!

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 3:31
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra