Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 3:32 - DIEM PROTESTANTA

32 «Sitrako ny hanambara ireo famantarana sy zava-mahagaga izay nataon’Andriamanitra Avo Indrindra tamiko:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon’Andriamanitra Avo Indrindra tamiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 «Sitrako ny hanambara ireo famantarana sy zava-mahagaga izay nataon’Andriamanitra Avo Indrindra tamiko:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon’Andriamanitra Avo Indrindra tamiko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon’Andriamanitra Avo Indrindra tamiko.

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 3:32
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra