Daniela 3:30 - DIEM PROTESTANTA30 Dia nasandratry ny mpanjaka i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao ho amin’ny toerana ambony noho ny teo aloha tao amin’ny faritanin’i Babilôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 I Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego kosa dia nomen’ny mpanjaka toerana ambony tao amin’ny faritanin’i Babilona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Dia nasandratry ny mpanjaka i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao ho amin’ny toerana ambony noho ny teo aloha tao amin’ny faritanin’i Babilôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Ary Sadraka sy Mesaka sy Abednego dia nasandratry ny mpanjaka tamin’i Babylona sy ny fehiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Ary Sadraka sy Mesaka sy Abednego dia nasandratry ny mpanjaka tamin'i Babylona sy ny fehiny. Nebokadnezara mpanjaka nampitondra teny ho any amin'ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra, izay monina amin'ny tany rehetra, nanao hoe: Hitombo anie ny fiadananareo. Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon'Andriamanitra Avo Indrindra tamiko. Akory ny halehiben'ny famantarany! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara mandimby. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 I Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego kosa dia nomen’ny mpanjaka toerana ambony tao amin’ny faritanin’i Babilona. Jereo ny toko |
Noho izany, ny TOMPO Andriamanitr’i Israely dia miteny hentitra hoe: Efa nampanantenaiko fa ny fianakavianao sy ny tera-drainao no ho mpisoroko mandrakizay; nefa ankehitriny dia laviko tanteraka, teny hentitra avy amiko izany; fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manimbazimba Ahy no ho afa-baràka.