Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 8:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ny Israelita kosa tsy mba nampanaovin’i Salômôna izany, fa narotsany ho miaramila na ho manamboninahitra na ho mpitondra kalesy na ho mpitaingin-tsoavaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Fa ny Zanak’Israely dia tsy mba nampanaovin’i Solomona izany, fa ireo kosa no miaramila sy mpitarika ny mpanafika malaza ary lehiben’ny kalesy fitondra miady sy ny mpitaingin-tsoavaliny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ny Israelita kosa tsy mba nampanaovin’i Salômôna izany, fa narotsany ho miaramila na ho manamboninahitra na ho mpitondra kalesy na ho mpitaingin-tsoavaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Fa tsy mba nisy nandevozin’i Salômôna nampanaovina ny raharahany ny zanak’i Israely, na dia iray aza; fa izy ireo kosa no miaramilany sy mpifehy ny manamboninahiny ary komandin’ny kalesy ama-mpitaingin-tsoavaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Fa ny Zanak’Isiraely dia tsy mba nampanaovin’i Solomona izany, fa ireo kosa no miaramila sy komandin’ny mpanafika malaza ary komandin’ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Fa ny Zanak'isiraely dia tsy mba nampanaovin'i Solomona izany, fa ireo kosa no miaramila sy komandin'ny mpanafika malaza ary komandin'ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Fa ny Zanak’Israely dia tsy mba nampanaovin’i Solomona izany, fa ireo kosa no miaramila sy mpitarika ny mpanafika malaza ary lehiben’ny kalesy fitondra miady sy ny mpitaingin-tsoavaliny.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 8:9
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary ny isan’ireo mpanara-maso ny asa nampanaovin’i Salômôna dia nisy 250 lahy izay nanam-pahefana tamin’ny olona mpiasa.


Mbola nisy tavela teo tokoa ny taranak’ireo fa tsy naringan’ny Israelita, ka dia nampanaovin’i Salômôna asa fanompoana izay tohiziny mandraka androany.


Fa ilay Jerosalema any an-danitra kosa tsy mba mpanompo: dia ny renintsika izany.


Noho izany, ry havana, tsy zanak’ilay vehivavy mpanompo isika, fa zanak’ilay vehivavy tsy mpanompo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra