Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 8:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Mbola nisy tavela teo tokoa ny taranak’ireo fa tsy naringan’ny Israelita, ka dia nampanaovin’i Salômôna asa fanompoana izay tohiziny mandraka androany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin’ny taniny fa tsy naringan’ny Israely, ireny no nampanaovin’i Solomona fanompoana mandraka androany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Mbola nisy tavela teo tokoa ny taranak’ireo fa tsy naringan’ny Israelita, ka dia nampanaovin’i Salômôna asa fanompoana izay tohiziny mandraka androany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 dia ny taranak’ireo, izay nandimby azy nipetraka tamin’ny tany, ka tsy naringan’ny zanak’i Israely, no nalain’i Salômôna ho mpanao fanompoana, mandrak’androany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin’ny taniny, fa tsy naringan’ny Isiraely, no nampanaovin’i Solomona fanompoana mandraka andro-any.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin'ny taniny, fa tsy naringan'ny Isiraely, no nampanaovin'i Solomona fanompoana mandraka androany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin’ny taniny fa tsy naringan’ny Israely, ireny no nampanaovin’i Solomona fanompoana mandraka androany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 8:8
11 Rohy Ifampitohizana  

i Ahisara no lehiben’ny tao an-dapa; i Adônirama zanakalahin’i Habdà no mpiandraikitra ny asa an-terivozona.


I Hirama mpanjakan’i Tiro no nanome an’i Salômôna ny hazo sedera sy ny hazo kipreso ary ny volamena rehetra nilainy nenti-nanaovana ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka. Nony afaka ny roapolo taona nanoneran’i Salômôna ireo trano roa ireo, dia nomeny tanàna roapolo tany amin’ny faritr’i Galilea i Hirama.


Mbola nisy tavela teo tokoa ny taranak’ireo fa tsy naringan’ny Israelita, ka dia nampanaovin’i Salômôna asa fanompoana izay tohiziny mandraka androany.


Dia nisain’i Salômôna avokoa ny lehilahy hafa firenena izay nonina tao amin’ny tanin’i Israely; araka ny nanisan’i Davida rainy azy, dia nisy 153 000 izy ireo.


Ny Israelita kosa tsy mba nampanaovin’i Salômôna izany, fa narotsany ho miaramila na ho manamboninahitra na ho mpitondra kalesy na ho mpitaingin-tsoavaly.


Tsy naringan’ny razanay ny Kanahanita, na dia nasain’ny TOMPO nataony aza izany.


Ary ny taranak’i Efraîma dia tsy nandroaka ny Kanahanita izay nonina tao Gezera. Koa mbola miara-monina aminy ihany ireny kanahanita ireny mandraka androany, ary nampanaoviny asa fanompoana.


Ary na dia efa nihanatanjaka aza ny Israelita, dia tsy naharoaka ny Kanahanita mihitsy saingy nampanao azy asa fanompoana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra