2Tantara 8:7 - DIEM PROTESTANTA7 Mbola nisy sisa tavela teo amin’ny tany ireo antokon’olona isan-karazany, dia ny Hetita sy Amôrita mbamin’ny Perizita sy Hivita ary Jebosita, izay samy tsy anisan’ny Israelita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ny olona sisa rehetra tamin’ny Hetita, ny Amorita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan’ny Israely, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Mbola nisy sisa tavela teo amin’ny tany ireo antokon’olona isan-karazany, dia ny Hetita sy Amôrita mbamin’ny Perizita sy Hivita ary Jebosita, izay samy tsy anisan’ny Israelita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Ny vahoaka rehetra sisa tavela, tamin’ny Heteanina, ny Amôreana, ny Ferezeanina, ny Heveanina ary ny Jebôseanina izay tsy isan’i Israely, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary ny amin’ny olona sisa rehetra tamin’ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan’ny Isiraely, Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary ny amin'ny olona sisa rehetra tamin'ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan'ny Isiraely Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ny olona sisa rehetra tamin’ny Hetita, ny Amorita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan’ny Israely, Jereo ny toko |
Taorian’izany zavatra izany, dia nanatona ahy ireo lehiben’ny Israelita ka nanao hoe: –Na sarambabem-bahoaka na mpisorona na levita, dia tsy mbola miavaka amin’ny valovotaka, fa maka tahaka ny zava-maharikoriko fanaon’ny Kanahanita sy Hitita, ny Perizita sy Jebosita, ny Hamônita sy Môabita, ary ny Ejiptianina sy Amôrita.
Ny TOMPO Andriamanitrareo no hampiditra anareo any amin’ny tany izay hidiranareo mba halainareo ho fananana. Firenena maro, firenena fito izay lehibe sy mahery noho ianareo, no horoahin’ny TOMPO hiala eo anoloanareo: dia ny Hetita sy ny Girgasîta, ny Amôrita sy ny Kanahanîta, ny Perizîta sy ny Hivîta ary ny Jebosîta.