Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 8:6 - DIEM PROTESTANTA

6 toraka izany ihany koa i Bahalato sy ny tanàna rehetra fitahirizam-bokatra na fitobian-kalesy na fitoeran-tsoavaly. Natsangan’i Salômôna avokoa izay rehetra tiany haorina tao Jerosalema sy tany Libano ary manerana ny tany nofeheziny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 tahaka izany koa i Baleta, ny tanàna fitahirizana rehetra izay an’i Solomona, ny tanàna rehetra fitoeran’ny kalesy fitondra miady, ny tanàna fitoeran’ny mpitaingin-tsoavaly ary izay rehetra tian’i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin’ny tany nanjakany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 toraka izany ihany koa i Bahalato sy ny tanàna rehetra fitahirizam-bokatra na fitobian-kalesy na fitoeran-tsoavaly. Natsangan’i Salômôna avokoa izay rehetra tiany haorina tao Jerosalema sy tany Libano ary manerana ny tany nofeheziny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 I Baalata mbamin’ny tanàna fitahirizana rehetra izay an’i Salômôna, ny tanàna rehetra ho an’ny kalesy, ny tanàna ho an’ny mpitaingin-tsoavaly, mbamin’izay rehetra tian’i Salômôna naorina tany Jerosalema sy tany Libàna ary tany amin’ny tany rehetra nanapahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 ary Baleta sy ny tanàna fitehirizana rehetra izay an’i Solomona sy ny tanàna rehetra fitoeran-kalesy sy ny tanàna fitoeran’ny mpitaingin-tsoavaly ary izay rehetra tian’i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin’ny tany nanjakany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 ary Baleta sy ny tanàna fitehirizana rehetra izay an'i Solomona sy ny tanàna rehetra fitoeran-kalesy sy ny tanàna fitoeran'ny mpitaingin-tsoavaly ary izay rehetra tian'i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin'ny tany nanjakany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 tahaka izany koa i Baleta, ny tanàna fitahirizana rehetra izay an’i Solomona, ny tanàna rehetra fitoeran’ny kalesy fitondra miady, ny tanàna fitoeran’ny mpitaingin-tsoavaly ary izay rehetra tian’i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin’ny tany nanjakany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 8:6
13 Rohy Ifampitohizana  

Nanangona kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly i Salômôna ka nanana kalesy 1 400 sy mpitaingin-tsoavaly 12 000 izay nisy natobiny tamin’ireo tanàna fitoeran-kalesy ary nisy notanany teo aminy tao Jerosalema.


Naorina aloha ilay trano nantsoina hoe «Ny Alan’i Libano», izay nirefy dimampolo metatra ny lavany, 25 metatra ny sakany ary 15 metatra ny haavony. Io trano io dia naorina tambonin’ny andry efatra miandalana vita tamin’ny vatan-kazo sedera notaingenana rairainy sedera.


Rehefa vitan’i Salômôna ny fanaovana ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka ary izay rehetra niriny hatao,


Nanangona kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly i Salômôna ka nanana kalesy 1 400 ary mpitaingin-tsoavaly 12 000 izay nisy natobiny tamin’ireo tanàna fitoeran-kalesy ary nisy notanany teo aminy tao Jerosalema.


Nandroso hery hatrany i Jôsafata ka nanao manda fiarovana sy tanàna fitahirizam-bokatra manerana an’i Joda.


Namboariny ny tanànan’i Tadmôra tany an-taniefitra sy ny tanàna izay efa naoriny fahiny tao amin’ny faritr’i Hamata mba ho fitahirizam-bokatra.


Namboariny koa i Bety-Hôrôna ambony sy i Bety-Hôrôna ambany, izay samy tanàna mafy mimanda sady misy vavahady tsara hidy;


Mbola nisy sisa tavela teo amin’ny tany ireo antokon’olona isan-karazany, dia ny Hetita sy Amôrita mbamin’ny Perizita sy Hivita ary Jebosita, izay samy tsy anisan’ny Israelita.


Nanao asa lehibe ho ahy aho: nanangana trano maro ho ahy ary namboly voaloboka.


Andao hiaraka amiko, ry fofombadiko; ialao i Libano ka andao hiaraka amiko. Hidina avy eny an-tampon’i Amanà ianao, ary hidina avy eny Senira sy Hermôna. Andosiro ireny fa toeram-pieren’ny liona sy tendrombohitra fiafenan’ny leôparda.


i Eltekè, i Gibetôna, i Bahalato,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra