Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 8:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Namboariny koa i Bety-Hôrôna ambony sy i Bety-Hôrôna ambany, izay samy tanàna mafy mimanda sady misy vavahady tsara hidy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Namboariny koa i Bety-Horona ambony sy i Bety-Horona ambany, tanàna mafy misy manda sy vavahady misy hidiny;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Namboariny koa i Bety-Hôrôna ambony sy i Bety-Hôrôna ambany, izay samy tanàna mafy mimanda sady misy vavahady tsara hidy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Naoriny koa i Betôrôna ambony sy i Betôrôna ambany, tanàna mafy misy manda sy vavahady ary karetsaka hazo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary namboariny koa Beti-horona ambony sy Beti-horona ambany, tanàna mafy misy mànda sy vavahady mihidy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary namboariny koa Beti-horona ambony sy Beti-horona ambany, tanàna mafy misy manda sy vavahady mihidy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Namboariny koa i Bety-Horona ambony sy i Bety-Horona ambany, tanàna mafy misy manda sy vavahady misy hidiny;

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 8:5
7 Rohy Ifampitohizana  

ka namboarin’i Salômôna indray. Namboarin’i Salômôna ihany koa i Bety-Hôrôna ambany,


Ny zanakavavin’i Efraîma dia i Seerà, izay nanorina an’i Bety-Hôrôna ambany sy i Bety-Hôrôna ambony ary i Ozena-Seerà.


Ary nanan-tafika i Asà, dia miaramila jodeanina nisy antokony telonjato samy mpirongo ampinga lehibe sy lefona ary koa miaramila benjaminita nisy antokony 280 samy mpirongo ampinga maivana sy tsipîka; ireo rehetra ireo dia vantan-dehilahy maherifo avokoa.


Namboariny ny tanànan’i Tadmôra tany an-taniefitra sy ny tanàna izay efa naoriny fahiny tao amin’ny faritr’i Hamata mba ho fitahirizam-bokatra.


toraka izany ihany koa i Bahalato sy ny tanàna rehetra fitahirizam-bokatra na fitobian-kalesy na fitoeran-tsoavaly. Natsangan’i Salômôna avokoa izay rehetra tiany haorina tao Jerosalema sy tany Libano ary manerana ny tany nofeheziny.


midina miankandrefana ho any amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita, mandalo an’i Bety-Hôrôna ambany sy i Gezera, ary mipaka amin’ny Ranomasina Mediteranea.


Izao kosa no velaran-tanin’ny Efraîmita ho an’ireo tarika ao anatiny: ny sisiny atsimo dia manomboka hatreo Hatarôta-Adara any atsinanana, tonga hatrany Bety-Hôrôna ambony


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra