Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 8:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Namboariny ny tanànan’i Tadmôra tany an-taniefitra sy ny tanàna izay efa naoriny fahiny tao amin’ny faritr’i Hamata mba ho fitahirizam-bokatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Nanorina an’i Tadmora tany an-tany efitra sy ny tanàna fitahirizana rehetra izay naoriny tany Hamata izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Namboariny ny tanànan’i Tadmôra tany an-taniefitra sy ny tanàna izay efa naoriny fahiny tao amin’ny faritr’i Hamata mba ho fitahirizam-bokatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia nanorina an’i Tadmora tany an’efitra izy, mbamin’ireo tanàna fitahirizana rehetra any amin’ny faritanin’i Etama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary nanorina an’i Tadmora tany an-efitra sy ny tanàna fitehirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary nanorina an'i Tadmora tany an-efitra sy ny tanana fitehirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Nanorina an’i Tadmora tany an-tany efitra sy ny tanàna fitahirizana rehetra izay naoriny tany Hamata izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 8:4
6 Rohy Ifampitohizana  

Ren’i Tôhỳ, mpanjakan’i Hamata, fa resin’i Davida avokoa ny tafik’i Hadadehezera;


Nandroso hery hatrany i Jôsafata ka nanao manda fiarovana sy tanàna fitahirizam-bokatra manerana an’i Joda.


Dia nanafika an’i Hamata-Tsôbà i Salômôna ka naharesy azy.


Namboariny koa i Bety-Hôrôna ambony sy i Bety-Hôrôna ambany, izay samy tanàna mafy mimanda sady misy vavahady tsara hidy;


Dia nanendry lehiben’ny asa fanompoana ny Ejiptianina mba hampikoy ny Israelita amin’ny asa mafy. Koa nanangana ny tanàna Pitôma sy Rahamsesa ny Israelita mba ho fitahirizam-bokatra ho an’ny Farao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra