2Tantara 8:10 - DIEM PROTESTANTA10 Ary ny isan’ireo mpanara-maso ny asa nampanaovin’i Salômôna dia nisy 250 lahy izay nanam-pahefana tamin’ny olona mpiasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Izao no isan’ireo mpifehy voatendrin’i Solomona mpanjaka: Dimampolo sy roanjato izay nanapaka ny olona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ary ny isan’ireo mpanara-maso ny asa nampanaovin’i Salômôna dia nisy 250 lahy izay nanam-pahefana tamin’ny olona mpiasa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 250 no lehiben’ny komadaoron’i Salômôna mpanjaka, niandraikitra ny fanapahana ny vahoaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary izao no mpifehy ny olona voa-tendrin’i Solomona mpanjaka, dia dimam-polo amby roan-jato izay nanapaka ny olona. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary izao no mpifehy ny olona voatendrin'i Solomona mpanjaka, dia dimam-polo amby roan-jato izay nanapaka ny olona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Izao no isan’ireo mpifehy voatendrin’i Solomona mpanjaka: Dimampolo sy roanjato izay nanapaka ny olona. Jereo ny toko |