2Tantara 8:10 - Baiboly Katolika10 250 no lehiben’ny komadaoron’i Salômôna mpanjaka, niandraikitra ny fanapahana ny vahoaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Izao no isan’ireo mpifehy voatendrin’i Solomona mpanjaka: Dimampolo sy roanjato izay nanapaka ny olona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Ary ny isan’ireo mpanara-maso ny asa nampanaovin’i Salômôna dia nisy 250 lahy izay nanam-pahefana tamin’ny olona mpiasa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ary ny isan’ireo mpanara-maso ny asa nampanaovin’i Salômôna dia nisy 250 lahy izay nanam-pahefana tamin’ny olona mpiasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary izao no mpifehy ny olona voa-tendrin’i Solomona mpanjaka, dia dimam-polo amby roan-jato izay nanapaka ny olona. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary izao no mpifehy ny olona voatendrin'i Solomona mpanjaka, dia dimam-polo amby roan-jato izay nanapaka ny olona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Izao no isan’ireo mpifehy voatendrin’i Solomona mpanjaka: Dimampolo sy roanjato izay nanapaka ny olona. Jereo ny toko |