Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 8:2 - DIEM PROTESTANTA

2 dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 dia naoriny indray ireo tanàna nomen’i Hirama azy, ka zanak’i Israely no namponeniny tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Zanak’Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 dia namboariny ny tanàna izay nomen'i Hirama azy ka namponenany ny Zanak'isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 8:2
4 Rohy Ifampitohizana  

Nitoetra tao Jerosalema i Rehabohama ary nanamboatra tanànamimanda tany Joda,


Nony afaka ny roapolo taona nanorenan’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO sy ny lapa ho an’ny tenany,


Dia nanafika an’i Hamata-Tsôbà i Salômôna ka naharesy azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra