Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 6:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Kanefa izaho efa nanorina trano hipetrahanao, dia toerana honenanao mandrakizay!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Nefa efa nanorina trano hitoeranao tokoa aho, dia toerana hitoeranao mandrakizay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Kanefa izaho efa nanorina trano hipetrahanao, dia toerana honenanao mandrakizay!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Ary nanao trano aho, ka ho fonenanao izy, ary toerana mba hitoeranao mandrakizay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Nefa izaho efa nanao trano hitoeranao tokoa, dia fitoerana hitoeranao mandrakizay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Nefa izaho efa nanao trano hitoeranao tokoa, dia fitoerana hitoeranao mandrakizay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Nefa efa nanorina trano hitoeranao tokoa aho, dia toerana hitoeranao mandrakizay.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 6:2
19 Rohy Ifampitohizana  

Izy no hanao trano ho an’ny anarako; ary haoriko mafy mandrakizay ny sezafiandrianam-panjakàny.


Kanefa izaho dia nanorina trano hipetrahanao, dia toerana honenanao mandrakizay!»


Izy no hanao trano ho Ahy, ary haoriko mafy mandrakizay ny sezafiandrianany.


Ary hoy koa i Davida tamin’i Salômôna zanany: –Mahereza sy matanjaha ka mahefà! Aza matahotra na mivadi-po fa ny TOMPO Andriamanitra, ilay Andriamanitro, no miaraka aminao. Tsy handao na hahafoy anao Izy mandra-pahavita ny asa rehetra fanatontosana ny tranon’ny TOMPO.


Ary hoy Izy tamiko: «I Salômôna zanakao no hanorina ny tranoko sy hamboatra ireo kianjako; fa efa nifidy azy Aho, ka izy ho zanako ary Izaho ho rainy.


Ny Vatamasin’Andriamanitra moa dia efa nampakarin’i Davida avy tany Kiriata-Jeharîma ho ao amin’ny toerana izay nomaniny hasiana azy; fa efa nanangana lay ho azy tao Jerosalema izy.


Dia hoy i Salômôna: «TOMPO ô, efa nilaza Ianao fa honina ao anatin’ny haizim-pito.


Nitsangana avokoa tamin’izay ny Israelita rehetra tafangona teo; dia nitodika tamin’izy ireo ny mpanjaka ary niarahaba azy.


Irahinay koa ianao hitondra ny volafotsy sy volamena izay efa sitrako sy sitrak’ireo mpanolotsaiko nomena ho an’Ilay Andriamanitr’i Israely Izay ao Jerosalema no fonenany;


ary dia hoentinao koa ny fanomezana rehetra volafotsy sy volamena izay ho azonao eran’ny faritr’i Babilôna, miaraka amin’ny fanomezana an-tsitrapo aterin’ireo mpiray firenena aminao na mpisorona na sarambabem-bahoaka, mba ho an’ny tranon’Ilay Andriamaniny izay any Jerosalema.


mandra-pahitako toerana ho an’ny TOMPO, dia fonenana ho an’ilay Maherin’i Jakôba.»


Hisaorana avy ao Tsiôna anie ny TOMPO, Izay monina ao Jerosalema! Haleloià!


Ny printsy filoha koa dia tokony hiditra ny tempoly rehefa miditra ao ny vahoaka, ary tokony hivoaka ny tempoly rehefa mirava ny vahoaka.»


Ary nisy feo mahery reko avy teo amin’ilay sezafiandrianana ka nanao hoe: «Indro ny fonenan’Andriamanitra tonga eny amin’ny olona, ary Andriamanitra dia hiara-monina aminy; ka izy ireo ho vahoakany, ary ilay Andriamanitra miaraka aminy kosa ho Andriamanitr’izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra