2Tantara 6:1 - DIEM PROTESTANTA1 Dia hoy i Salômôna: «TOMPO ô, efa nilaza Ianao fa honina ao anatin’ny haizim-pito. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Dia hoy i Solomona: Efa nilaza NY TOMPO fa hitoetra ao amin’ny haizim-pito Izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Dia hoy i Salômôna: «TOMPO ô, efa nilaza Ianao fa honina ao anatin’ny haizim-pito. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Tamin’izay dia hoy i Salômôna: «Tian’i Iaveh ny mitoetra eo amin’ny haizina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 Dia hoy Solomona: Jehovah efa nilaza fa hitoetra ao amin’ny aizim-pito Izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Dia hoy Solomona: Jehovah efa nilaza fa hitoetra ao amin'ny aizim-pito Izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Dia hoy i Solomona: Efa nilaza NY TOMPO fa hitoetra ao amin’ny haizim-pito Izy. Jereo ny toko |
Ka hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: «Ilazao i Aharôna rahalahinao mba tsy hiditra ao amin’ny Toeramasina Indrindra, ambadiky ny efitra lamba, afa-tsy amin’ny andro sahaza ihany; ary ilazao koa izy tsy hankeo anoloan’ilay Vatamasina izay misy rakotra volamena eo amboniny, sao ho faty izy satria hiseho anaty rahona eo ambonin’io rakotra volamena io Aho.»