Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 11:22 - DIEM PROTESTANTA

22 I Abià, zanakalahin’i Mahekà, no nataon’i Rehabohama ho filohan’ireo rahalahiny, satria izy no niriny hampanjakaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary i Abia, zanakalahin’Imaka, no nataon’i Rehoboama lohany ho mpifehy ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 I Abià, zanakalahin’i Mahekà, no nataon’i Rehabohama ho filohan’ireo rahalahiny, satria izy no niriny hampanjakaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 I Abià, zanaka lahin’i Maakà no nataon-dRôbôama loha laharana, ho filohan’ny rahalahiny, fa io no nokasainy hampanjakaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary Abia, zanakalahin’Imaka, no nataon-dRehoboama lohany ho mpanapaka ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary Abia, zanakalahin'Imaka, no nataon-dRehoboama lohany ho mpanapaka ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ary i Abia, zanakalahin’Imaka, no nataon’i Rehoboama lohany ho mpifehy ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 11:22
5 Rohy Ifampitohizana  

Mbola nanana vadikely natao hoe Reomà i Nahôra ka niterahany an’i Teba sy i Gahama ary i Tahasa sy i Mahekà.


Dia hoy i Davida mpanjaka tamin’ny olona rehetra tafangona teo: –I Salômôna zanako, ilay hany nofidin’Andriamanitra, dia mbola tanora sady tsy za-draharaha; nefa goavana ny asa hatao, satria tsy lapa ho an’olombelona fa tempoly ho an’ny TOMPO Andriamanitra.


Kinga i Rehabohama ka nanaparitaka ny zanakalahiny hafa rehetra eran’ny faritr’i Joda sy i Benjamîna, dia tany amin’ny tanànamimanda samihafa; nomeny sakafo betsaka ireo sady nitadiavany vady maro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra