2Tantara 11:22 - Baiboly Katolika22 I Abià, zanaka lahin’i Maakà no nataon-dRôbôama loha laharana, ho filohan’ny rahalahiny, fa io no nokasainy hampanjakaina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Ary i Abia, zanakalahin’Imaka, no nataon’i Rehoboama lohany ho mpifehy ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 I Abià, zanakalahin’i Mahekà, no nataon’i Rehabohama ho filohan’ireo rahalahiny, satria izy no niriny hampanjakaina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 I Abià, zanakalahin’i Mahekà, no nataon’i Rehabohama ho filohan’ireo rahalahiny, satria izy no niriny hampanjakaina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary Abia, zanakalahin’Imaka, no nataon-dRehoboama lohany ho mpanapaka ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary Abia, zanakalahin'Imaka, no nataon-dRehoboama lohany ho mpanapaka ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Ary i Abia, zanakalahin’Imaka, no nataon’i Rehoboama lohany ho mpifehy ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina. Jereo ny toko |