2Tantara 11:23 - Baiboly Katolika23 Naeliny tamim-pahafetsena ny zanany lahy, ho any amin’ny tanin’i Jodà sy i Benjamina rehetra, tany amin’ny tanàna mimanda rehetra, dia namononany hanina betsaka sy nitadiavany vady maro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Nahazo hevitra izy ka nampiely ny zanany manerana ny tanin’i Joda sy i Benjamina rehetra, dia tany amin’ny tanàna mimanda rehetra, ary nomeny hanina betsaka sady nitadiavany vady maro. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Kinga i Rehabohama ka nanaparitaka ny zanakalahiny hafa rehetra eran’ny faritr’i Joda sy i Benjamîna, dia tany amin’ny tanànamimanda samihafa; nomeny sakafo betsaka ireo sady nitadiavany vady maro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Kinga i Rehabohama ka nanaparitaka ny zanakalahiny hafa rehetra eran’ny faritr’i Joda sy i Benjamîna, dia tany amin’ny tanànamimanda samihafa; nomeny sakafo betsaka ireo sady nitadiavany vady maro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary hendry izy ka nampiely ny zanany eran’ny tanin’ny Joda sy ny Benjamina rehetra, dia tany amin’ny tanàna mimanda rehetra, ka nomeny hanina betsaka sady nitadiavany vady maro. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary hendry izy ka nampiely ny zanany eran'ny tanin'ny Joda sy ny Benjamina rehetra, dia tany amin'ny tanàna mimanda rehetra, ka nomeny hanina betsaka sady nitadiavany vady maro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Nahazo hevitra izy ka nampiely ny zanany manerana ny tanin’i Joda sy i Benjamina rehetra, dia tany amin’ny tanàna mimanda rehetra, ary nomeny hanina betsaka sady nitadiavany vady maro. Jereo ny toko |