Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:30 - DIEM PROTESTANTA

30 kanefa dia mpisorona no tena mpiandraikitra ny fampifangaroana zava-manitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ny sasany tamin’ny zanaky ny mpisorona no nanao haro manitra ho fanosorana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 kanefa dia mpisorona no tena mpiandraikitra ny fampifangaroana zava-manitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Nisy zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra tsara fofona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary ny sasany tamin’ny zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra fanosorana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary ny sasany tamin'ny zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra fanosorana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Ny sasany tamin’ny zanaky ny mpisorona no nanao haro manitra ho fanosorana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:30
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa raha misy maka tahaka manamboatra mitovy aminy, ka manosotra azy amin’ny tenan’ny olon-tsotra, dia hoesorina tsy ho anisan’ny firenena israelita izy.»


Mpamboatra zava-manitra no nanao ny ilomasina fampiasa amin’ny fanokanana mbamin’ny vovo-javamanitra hodorana eo amin’ny alitara.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra