Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

1Tantara 9:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Ny sasany kosa notendrena hiadidy ny tavoara, dia ireo tavoara masina rehetra, ary koa hiadidy ny koba lafarinina sy ny divay ary ny menaka mbamin’ny vovo-javamanitra sy ny zava-mamerovero hafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ny sasany aminy indray dia notendrena hitandrina ny fanaka, dia ny fanaka masina rehetra, ny koba tsara toto, ny divay, ny diloilo, ny ditin-kazo manitra ary ny zavamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Ny sasany kosa notendrena hiadidy ny tavoara, dia ireo tavoara masina rehetra, ary koa hiadidy ny koba lafarinina sy ny divay ary ny menaka mbamin’ny vovo-javamanitra sy ny zava-mamerovero hafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Ny sasany aminy, nitandrina ny fanaka, dia ny fanaka rehetra teo amin’ny fitoerana masina, mbamin’ny lafarina tsara indrindra, ny divay, ny diloilo, ny emboka, ary ny zava-manitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary ny sasany aminy koa notendrena hitandrina ny fanaka, dia ny fanaka masina rehetra, sy ny koba tsara toto sy ny divay sy ny diloilo sy ny ditin-kazo manitra ary ny zava-manitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

La Bible en Malgache

29 Ny sasany aminy indray dia notendrena hitandrina ny fanaka, dia ny fanaka masina rehetra, ny koba tsara toto, ny divay, ny diloilo, ny ditin-kazo manitra ary ny zavamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

1Tantara 9:29
5 Rohy Ifampitohizana  

mamboatra ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra, manomana ny lafarinina tsara indrindra hatao fanatitra, mahandro ny mofo manify tsy misy leviora sy ny mofo endasina amin’ny lapoaly ary ny mofo hafa isan-karazany, manamarina ny famarana sy fandrefesana rehetra.

Ny sasany tamin’ny mpiandry vavahady dia niadidy ny fanaka momba ny fanompoam-pivavahana, ka nanisa ireo fanaka entina hampiasaina sy entina haverina.

Ary tsy nialan’ireo ny didin’i Davida mpanjaka momba ny mpisorona sy ny levita na amin’inona na amin’inona, indrindra fa ny amin’ny fitahirizan-drakitra.

«Ary ianao, ry Mosesy, mandidia ny Israelita hitondra aminao menaka ôliva tsara sy madio mba handrehetana ny jiro tsy tapaka.

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra