Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Ary i Zakarià, zanakalahin’i Meselemià, dia isan’ireo mpiandry ilay varavaran’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 I Zakaria, zanak’i Meselemia, no mpiandry ny varavaran’ny tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ary i Zakarià, zanakalahin’i Meselemià, dia isan’ireo mpiandry ilay varavaran’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 I Zakaria, zanak’i Mosolamia, no mpiandry ny varavaran’ny trano lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary Zakaria, zanak’i Meselemia, no mpiandry ny varavaran’ny trano-lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary Zakaria, zanak'i Meselemia, no mpiandry ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 I Zakaria, zanak’i Meselemia, no mpiandry ny varavaran’ny tranolay fihaonana*.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:21
2 Rohy Ifampitohizana  

Ny amin’ny vavahady atsinanana, dia azon’i Selemià ny antsapaka. Ny amin’ny vavahady avaratra, dia i Zakarià zanany, izay mpanolotsaina hendry, no niantefan’ny antsapaka natao.


Nisy fito lahy ny an’io Meselemià io ny zanany: dia i Zakarià lahimatoa, i Jedihaela lahiaivo, i Zebadià fahatelo, i Jatniela fahefatra,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra