Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:39 - DIEM PROTESTANTA

39 Ny zanakalahin’i Hesèka rahalahin’i Atsela kosa dia i Olama no lahimatoa, i Jehisa no lahiaivo ary i Elifelety no faralahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

39 Ny zanakalahin’i Eseka rahalahiny dia i Olama, lahimatoa, sy i Jeosy, lahiaivo, ary i Elifeleta, faralahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Ny zanakalahin’i Hesèka rahalahin’i Atsela kosa dia i Olama no lahimatoa, i Jehisa no lahiaivo ary i Elifelety no faralahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

39 Zanaka lahin’i Eseka rahalahiny: i Olama lahimatoany, i Jehosa faharoa, ary i Elifaleta fahatelo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

39 Ary ny zanakalahin’i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

39 Ary ny zanakalahin'i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

39 Ny zanakalahin’i Eseka rahalahiny dia i Olama, lahimatoa, sy i Jeosy, lahiaivo, ary i Elifeleta, faralahy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:39
2 Rohy Ifampitohizana  

Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; zanakalahin’i Atsela avokoa ireo.


Ireo zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sy mpandefa zana-tsipîka, sady nanan-janakalahy aman-jafy maro miisa 150. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamîna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra