Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:38 - DIEM PROTESTANTA

38 Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; zanakalahin’i Atsela avokoa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Azela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; zanakalahin’i Atsela avokoa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

38 Nanan-janaka enin-dahy i Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bôkro, Ismaela, Sarià, Obadià ary Hanàna: zanak’i Asela avokoa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Azela.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Azela.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

38 Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Azela.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:38
3 Rohy Ifampitohizana  

i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Rafà no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Rafà; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà.


Ny zanakalahin’i Hesèka rahalahin’i Atsela kosa dia i Olama no lahimatoa, i Jehisa no lahiaivo ary i Elifelety no faralahy.


Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; ireo no zanakalahin’i Atsela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra