1Tantara 8:38 - Baiboly Katolika38 Nanan-janaka enin-dahy i Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bôkro, Ismaela, Sarià, Obadià ary Hanàna: zanak’i Asela avokoa ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Azela. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; zanakalahin’i Atsela avokoa ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; zanakalahin’i Atsela avokoa ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Azela. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Azela. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Azela. Jereo ny toko |