1Tantara 8:40 - DIEM PROTESTANTA40 Ireo zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sy mpandefa zana-tsipîka, sady nanan-janakalahy aman-jafy maro miisa 150. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamîna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 Ny zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dimampolo amby zato no isany. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Ireo zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sy mpandefa zana-tsipîka, sady nanan-janakalahy aman-jafy maro miisa 150. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamîna. Jereo ny tokoBaiboly Katolika40 Ny zanaka lahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; ary nanan-janaka lahy aman-jafy maro izy ireo, dia 150. Ireo rehetra ireo dia taranak’i Benjamina avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 Ary ny zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamina. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache40 Ny zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dimampolo amby zato no isany. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamina. Jereo ny toko |